Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:12 - Baiboly Katolika12 Niala tao Ptôlemaisa i Trifôna nitondra tafika lehibe hananika ny tanin’i Jodà; nentiny mifatotra koa i Jônatasy niaraka taminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Niala tao Ptôlemaida i Trifôna, nitondra tafika lehibe hankany Jodea; nentiny niaraka taminy koa i Jônatàna voafatotra. Jereo ny toko |