Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:11 - Baiboly Katolika11 Niaraka tamin’izany, nalefany ho any Jôpe i Jônatasy zanak’i Absalôma, nitondra miaramila betsaka, ka noroahin’io ny mponina tao, dia izy no nitoetra tao an-tanàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Nalefany ho any Jôpa i Jônatàna zanakalahin’i Absalôma, nitondra miaramila maromaro; ka noroahin’io Jônatàna io ny mponina tao, dia izy no nitoetra tao an-tanàna. Jereo ny toko |