Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:10 - Baiboly Katolika

10 Dia novorin’i Simôna avokoa ny lehilahy mpiady, nohafainganiny ny famitana ny mandan’i Jerosalema ary nohamafisiny io tanàna io, eny amin’ny manodidina azy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Dia novorin’i Simôna tamin’izay ny vatan-dehilahy rehetra afaka hiady; nohafainganiny ny famitàna ny mandan’i Jerosalema ary nohamafisiny ny manodidina io tanàna io.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra