Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:1 - Baiboly Katolika

1 Ren’i Simôna fa namory tafika lehibe i Trifôna hananika ny tanin’i Jodà, sy handrava azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Ren’i Simôna fa namory tafika lehibe i Trifôna mba hankany Jodea sy handrava io faritany io.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra