Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 12:8 - Baiboly Katolika

8 Noraisin’i Oniasa tamim-panajana ilay olona nirahina, noraisiny koa ilay taratasy milaza mazava ny fanekena amam-pihavanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Noraisin’i Ônià tamim-pomba manetriketrika ny irakareo; ary noraisiny koa ilay taratasy milaza mazava ny fiaraha-miasa sy fisakaizana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 12:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra