Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:53 - Baiboly Katolika53 Tamin’izany ny firenena manodidina, nitady handevona azy avokoa, fa hoy izy: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara53 Tamin’izay ny hafa firenena rehetra manodidina no nitady handevona an’i Israely, fa hoy ireo anakampony hoe: «Efa tsy manana filoha na mpanampy intsony ny Jiosy; ka ndeha hasiantsika amin’izao ireo, dia hataontsika fongotra ny fahatsiarovana azy eo amin’ny olombelona.» Jereo ny toko |