Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:52 - Baiboly Katolika52 fa izy rehetra ireo kosa nody tsy nisy mpanelingelina amin’ny tanin’i Jodea. Nitomany an’i Jônatasy sy ny namany izy ireo, ary raiki-tahotra mafy izy: nanao fisaonana lehibe avokoa i Israely rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara52 ny miaramila israelita rehetra kosa tonga soa aman-sara tany Jodea. Nitomany an’i Jônatàna sy ny namany izy, sady raiki-tahotra mafy; i Israely manontolo kosa nanao fisaonana lehibe. Jereo ny toko |