Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 12:50 - Baiboly Katolika

50 Nefa nandre kosa ireo fa hoe voasambotra i Jônatasy sady niara-novonoina tamin’izay rehetra nanaraka azy; ka nifamporisika teo izy, dia rafitra nandroso, nilahatra tsara, vonon-kiady.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

50 Noheverin’ireo kosa fa voasambotra i Jônatàna sady niara-novonoina tamin’izay nanaraka azy; ka nifampirisika izy, dia nandroso nilahatra nifanety sy vonon-kiady.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 12:50
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra