Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 12:48 - Baiboly Katolika

48 Kanjo nony vao tafiditra tao Ptôlemaisa i Jônatasy dia nohidian’ny mponina ny vavahady ka nosamboriny izy, dia novonoiny tamin’ny sabatra avokoa izay rehetra niara-niditra taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

48 Kanjo vantany vao tafiditra tao Ptôlemaida i Jônatàna, dia nohidian’ny mponina ny vavahady; nosamborin’ireo i Jônatàna, ary novonoiny tamin’ny sabatra kosa izay rehetra niara-niditra taminy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 12:48
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra