Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:47 - Baiboly Katolika47 Telo arivo monja no notanany tao aminy, ka ny 2.000 tamin’ireo indray, nalefany ho any Galilea, ka 1.000 sisa no nanaraka azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara47 Andiany telo monja no miaramila notanan’i Jônatàna teo aminy, ka ny andiany roa nalefany ho any Galilea fa ny andiany anankiray no hany nanaraka azy. Jereo ny toko |