Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:46 - Baiboly Katolika46 Nino azy i Jônatasy ka nanao araka izay nolazainy, nampodiny ny tafiny, dia niverina ho any Jodea ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara46 Natoky an’i Trifôna i Jônatàna ka nanao araka izay nolazainy; nampodîny ny tafiny, ary niverina ho any Jodea ireo. Jereo ny toko |