Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:44 - Baiboly Katolika44 Ary hoy izy tamin’i Jônatasy: «Ahoana ange no dia nanasaranao ireo vahoaka rehetra ireo, nefa tsy misy ady tsinona amintsika? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara44 Avy eo izy dia niteny tamin’i Jônatàna hoe: –Ahoana ange no dia nanasaranao io tafika manontolo io, nefa tsy misy ady akory amintsika? Jereo ny toko |