Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:43 - Baiboly Katolika43 fa nandray azy tamim-boninahitra ary nanafatra ireo sakaizany rehetra handray azy tsara, nanolotra fanomezana ho azy, nandidy ny miaramilany hanoa azy toy ny tenany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 fa nandray azy tamim-pomba manetriketrika sady nanolotra fanomezana ho azy; nentiny haseho tamin’ny sakaizany rehetra izy ka nodidiany avokoa na ireo sakaizany na ireo miaramilany hanoa azy toy ny tenany. Jereo ny toko |