Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:42 - Baiboly Katolika42 Raha nahita an’i Jônatasy tonga nomban-tafika lehibe i Trifôna dia tsy sahy nisambotra azy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara42 Rehefa nahita an’i Jônatàna tonga nomban-tafika goavana i Trifôna, dia tsy sahy nisambotra azy Jereo ny toko |