Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 12:40 - Baiboly Katolika

40 I Jônatasy no natahorany tsy hamela azy hanao izany sy hiady hanohitra azy, ka izay hevitra hisamborana ny tenan’io sy hamonoana azy no notadiaviny. Dia roso izy, ka tonga tao Betsàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 I Jônatàna no natahorany tsy hamela azy hanao izany sy hiady hanohitra azy; ary nitady izay hevitra hisamborana an’i Jônatàna sy hamonoana azy i Trifôna, ka lasa nankany Bety-Seàna.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 12:40
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra