Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:4 - Baiboly Katolika4 Ary ny parlemanta nanome taratasy azy ireo, ho an’ny manam-pahefana rômanina any amin’ny isan-tanàna avy nandidy azy hanao izay hiverenan’izy ireo soa aman-tsara any amin’ny tanin’i Jodà. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Dia nomen’ny Antenimieran-doholona taratasy ireto iraka mba ho an’ny manampahefana rômanina any amin’ny isan-tanàna holalovany; ka hataon’ireo manampahefana ireo izay hiverenan’ny iraka soa aman-tsara any Jodea. Jereo ny toko |