Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 12:39 - Baiboly Katolika

39 I Trifôna anefa naniry ho tonga mpanjakan’i Asia, sy hitondra ny diadema, ary hisambotra an’i Antiôkosy mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 I Trifôna dia naniry hanjaka amin’i Azia sy hitondra ny satroboninahi-panjakana ary hamono hahafaty an’i Antiôkôsa mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 12:39
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra