Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:37 - Baiboly Katolika37 Nisy mpiasa voavory hanao ny tanàna, ka dia ny manda miorina eo ambonin’ny ranon-driaka Sedrôna any atsinanana aloha no nanombohany ny asa, ka namboarina ilay laniny atao hoe Kafenatà. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Nifarimbona hanao ny fanarenan-tanàna ny mponina, indrindra fa nirodana ny manda manamorona ny lohasahan-driaka Kidrôna; ary namboarina koa ny ampahan’ny tanàna atao hoe Kafenatà. Jereo ny toko |