Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:36 - Baiboly Katolika36 hanondrotra ny mandan’i Jerosalema, hanisy manda avo eo anelanelan’ny trano mimanda sy ny tanàna, hampisaraka azy roa ireo, mba hiavahan’ny trano mimanda sy tsy hahazoana mivarotra na mividy ao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Tinapany koa ny hanondrotra ny mandan’i Jerosalema, ary ny hanisy tamboho avo eo anelanelan’ilay toera-mafy sy ny tanàna mba hampisaraka azy roa ireo; ka hiavahan’ny toera-mafy sady tsy hahazoana mivarotra na mividy zavatra amin’ny miaramila sirianina mitoby ao. Jereo ny toko |