Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:35 - Baiboly Katolika35 Nony tafaverina tao Jerosalema i Jônatasy, novoriny ny loholon’ny vahoaka dia tapa-kevitra izy sy ireo, fa hanorina trano mimanda amin’i Jodea; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Nony tafaverina tao Jerosalema i Jônatàna, dia namory ny loholom-bahoaka; ka tapa-kevitra ny mpivory fa hanorina tranomimanda ao Jodea. Jereo ny toko |