Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:34 - Baiboly Katolika34 satria reny fa mikasa hanolotra ny trano mimanda amin’i Demetriosa ny mponina; dia nametrahany miaramila mponina teo, hiandry ny tanàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 satria reny fa nikasa hanolotra ny tranomimanda amin’i Demetry ny mponina; ka dia nametrahany andia-miaramila teo mba hiambina azy. Jereo ny toko |