Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:33 - Baiboly Katolika33 I Simôna koa teo an-daniny, niainga nandroso ka tonga hatrany Askalôna sy hatrany amin’ireo trano mimanda akaiky; dia nihodina nankany Jôpe sy nitana an’io, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 I Simôna koa teo an-daniny dia niainga hiantafika sy nandroso hatrany Askelôna sy hatrany amin’ireo tranomimanda mifanila aminy; dia nihodina nankany Jôpa izy sy nitana an’io tanàna io, Jereo ny toko |