Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:31 - Baiboly Katolika31 Ka nihodina ho any amin’ireo Arabo atao hoe Zabadeanina i Jônatasy; noreseny ireo, dia nobaboiny ny ananany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Tamin’izay i Jônatàna dia nihodina hamely an’ireo Arabo atao hoe Zabadeanina; noreseny ireo ary nobaboiny ny fananany. Jereo ny toko |