Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:30 - Baiboly Katolika30 Izay i Jônatasy dia lasa nanenjika azy, nefa tsy nahatratra azy intsony, fa efa tafita ny ony Eleotera izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Dia lasa nanenjika ny fahavalo i Jônatàna, nefa tsy nahatratra azy intsony fa efa tafita ny ony Eleotera ireo. Jereo ny toko |