Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:3 - Baiboly Katolika3 Dia nakany Rôma ireo, ka niditra tao amin’ny parlemanta, nanao hoe: «Nirahin’i Jônatasy mpisorona lehibe sy ny firenena Jody ho atỳ aminareo izahay hanavao ny fihavanana amam-panekena amin’izy ireo toy ny teo aloha.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Ary nankany Rôma ireto iraka, dia niditra tao amin’ny Antenimieran-doholona, ka nanao taminy hoe: –I Jônatàna mpisorombe sy ny firenena jiosy no naniraka anay ho aty aminareo mba hanavao ny fihavanana amam-pifanekenareo aminy toy ny teo aloha. Jereo ny toko |