Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 12:29 - Baiboly Katolika

29 Maraina ihany vao fantatr’i Jônatasy sy ny momba azy ny nandosiran’izy ireo, satria hitany ny afo mirehitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Maraina ihany vao fantatr’i Jônatàna sy ireo mpomba azy ny zava-nitranga, satria hitany nirehitra hatrany ny afo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 12:29
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra