Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 12:28 - Baiboly Katolika

28 Ren’ny fahavalo anefa fa mijìdina vonon-kiady i Jônatasy sy ny momba azy, ka raiki-tahotra izy, nangorohoro ny fony, narehiny ny afo teo an-tobiny, dia lasa nandositra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Ren’ny fahavalo kosa fa mivonon-kiady i Jônatàna sy ireo mpomba azy, ka raiki-tahotra mafy izy; nivadi-po ny tafika sirianina, dia nandrehitra afo teo an-toby ary lasa nandositra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 12:28
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra