Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:27 - Baiboly Katolika27 Nony maty ny masoandro dia nodidian’i Jônatasy ny momba azy hiari-tory, hitam-piadiana tontolo alina ho vonon-kiady, ary nalefany ny mandry tsy aman’afo hipetraka manodidina ny toby. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Nony lentika ny masoandro, dia nodidian’i Jônatàna ireo mpomba azy mba hiari-tory ka hitam-piadiana tontolo alina ho vonon-kiady; ary nandefasany mpitily koa manodidina ny toby israelita. Jereo ny toko |