Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 12:26 - Baiboly Katolika

26 Nandefa mpitsikilo ho any an-tobiny izy; nony tafaverina ireo, nilaza fa nikasa hanao sovok’ady amin’ny alina ny Sirianina., fa tsy navelany hahita fotoana hitsofohana amin’ny taniny akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Nandefa mpitsikilo ho any an-tobin’ny fahavalo i Jônatàna; ka nony tafaverina ireo, dia nilaza fa nikasa hanao sovok’ady amin’ny alina ny tafika sirianina.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 12:26
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra