Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:25 - Baiboly Katolika25 Ka niala tao Jerosalema izy, dia lasa nitsena azy hatrany amin’ny tanin’i Emata. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Ka niala tao Jerosalema i Jônatàna, dia lasa nisehatra azy tao amin’ny faritr’i Hamata; fa tsy navelany ho afa-kitsofoka amin’ny taniny akory ireo. Jereo ny toko |