Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:24 - Baiboly Katolika24 Nilazana i Jônatasy fa niverina hamely azy ireo jeneralin’i Demetriosa, mitondra tafika lehibe lavitra noho ny teo indray. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Nahare i Jônatàna fa niverina hamely azy ny jeneralin’i Demetry, mitondra tafika lehibe lavitra noho ny teo indray. Jereo ny toko |