Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:22 - Baiboly Katolika22 Ka amin’izao ahalalantsika an’izany izao, tsara raha manoratra ho anay ny amin’ny toe-piadananareo ianareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Ka amin’izao ahalalantsika an’izany izao, tsara ho anay ny anoratanareo ny amin’ny toe-karenareo. Jereo ny toko |