Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:21 - Baiboly Katolika21 Misy soratra momba ny Sparsiata sy ny Jody nahitana fa mpihavana izy firenena roa ireo, ary samy taranak’i Abrahama. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Misy tahirin-tsoratra momba ny Sparsiata sy ny Jiosy nahitana fa mpihavana ny firenena roa tonta ary samy taranak’i Abrahama. Jereo ny toko |