Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:20 - Baiboly Katolika20 «I Areiôsa mpanjakan’ny Sparsiata, manoratra ho an’i Aniasa mpisorona lehibe, Arahaba! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 –Izaho Areiôsa, mpanjakan’i Sparsiata, no manoratra aminao, ry Ônià mpisorombe, ary miarahaba anao. Jereo ny toko |