Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 12:16 - Baiboly Katolika

16 Izany no nifidiananay an’i Nomeniôsa zanak’i Antiôkosy, sy i Antipatera zanak’i Jasôna, ka nanirahanay azy ireo ho any amin’ny Rômanina mba hanavao ny fihavanana amam-panekena taloha amin’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Kanefa nofidinay i Nomeniôsa zanakalahin’i Antiôkôsa ary koa i Antipatera zanakalahin’i Jasôna, ka nirahinay ho any amin’ny Rômanina mba hanavao ny fisakaizana sy fiaraha-miasa nifanaovanay fahiny taminy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 12:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra