Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 12:14 - Baiboly Katolika

14 Tamin’izany izahay, dia tsy nety nanahirana anareo, na ianareo na ireo havanay sy sakaizanay hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Tsy satrinay tamin’izany ny nanahirana anareo sy ireo mpiara-miasa aminay ary sakaizanay hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 12:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra