Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 12:13 - Baiboly Katolika13 Fa izahay kosa hodidinin-doza maro aman’ady tsy an-kijanona, iadian’ireo mpanjaka manodidina anay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 saingy izahay no hodidinin-doza maro amam-pamelezana tsy an-kijanona ary iadian’ireo mpanjaka manodidina anay. Jereo ny toko |