Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 12:10 - Baiboly Katolika

10 dia mba nanandrana naniraka atỳ aminareo ihany izahay, hanavao ny fihavanana amam-pifankatiavana manakambana antsika, mba tsy ho zary olon-kafa aminareo izahay; fa taona maro izay no efa lasa, hatramin’ilay nanirahanareo ho atỳ aminay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 saingy niezaka nandefa iraka taty aminareo ihany izahay hanavao ny fifankatiavana amam-pisakaizana ifamatorantsika, mba tsy ho zary olon-kafa aminareo izahay; taona maro manko izay no efa lasa, hatramin’ilay nandefasanareo iraka taty aminay.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 12:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra