Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 12:1 - Baiboly Katolika

1 Hitan’i Jônatasy fa fotoana tsara tamin’izay, ka nifidy olona izy, nalefany tany Rôma, hanamafy sy hanavao ny fihavanan’ny Jody amin’ny Rômanina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Hitan’i Jônatàna fa nanambina azy ny toe-javatra; ka nifidy olona izy nalefany tany Rôma mba hanamafy sy hanavao ny fihavanan’ny Jiosy amin’ny Rômanina.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 12:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra