Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:9 - Baiboly Katolika9 Nandefa ambasadaoro ho any amin’i Demetriosa mpanjaka izy hilaza aminy hoe: «Avia, hanao fanekena isika fa homeko ho vadinao ny zanako vavy novinadin’i Aleksandra, dia hanjaka eo amin’ny fanjakan-drainao ianao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Dia nandefasan’i Ptôlemeo masoivoho i Demetry mpanjaka mba hilaza aminy hoe: –Avia hanao fifanekena isika fa homeko ho vadinao ny zanako vavy novinadin’i Aleksandra, ary hanjaka eo amin’ny fanjakan-drainao ianao. Jereo ny toko |