Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:8 - Baiboly Katolika

8 Lasan’i Ptôlemea mpanjaka tamin’izany ny tanàna amoron-dranomasina, hatramin’i Seleokia ao amoron’ny ranomasina; ary nihevitra zava-mamohetra amin’i Aleksandra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Lasan’ny mpanjaka Ptôlemeo tamin’izany ireo tanàna amoron-tsiraka hatrany Seleosia eo amoron-dranomasina. Ary zava-mamohehatra no mbola kasainy hatao amin’i Aleksandra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra