Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:74 - Baiboly Katolika74 Nisy 3.000 lahy ny miaramila hafa firenena no maty tamin’izany andro izany, ary i Jônatasy niverina ho any Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara74 Nisy vatan-dehilahy andiany telo ireo miaramila hafa firenena no maty tamin’izany andro izany; ary niverina ho any Jerosalema i Jônatàna. Jereo ny toko |