Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:73 - Baiboly Katolika73 Nahita izany irerỳ namany nandositra dia niverina taminy indray sy rafitra niaraka taminy nanenjika ny fahavalo hatrany Kadesa nisy ny tobiny; dia izy ireo indray no tonga nitoby tamin’izany toerana izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara73 Nahita izany ireo mpitsoaka ady nandao an’i Jônatàna dia niverina taminy indray ka niara-nanenjika ny fahavalo hatrany Kedesa nisy ny tobiny; dia izy ireo indray no tonga nitoby tamin’io toerana io. Jereo ny toko |