Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:72 - Baiboly Katolika

72 Izay vao lasa indray niady tamin’izy ireo, ka voatosiny hihemotra sy nataony vaky nandositra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

72 Avy eo izy vao lasa indray niady tamin’ny fahavalo ka nanosika azy hihemotra sy nampandositra azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:72
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra