Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:71 - Baiboly Katolika

71 Tamin’izay notriarin’i Jônatasy ny fitafiany, nohosenany vovoka ny lohany, ary nivavaka izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

71 Tamin’izay i Jônatàna dia nandriatra ny fitafiany sy nanosim-bovoka ny lohany ary nivavaka.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:71
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra