Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:70 - Baiboly Katolika70 Tsy nisy nijanona afa-tsy i Matatiasa zanak’i Absalôma sy i Jodasy zanak’i Kalfì, jeneralin’ny tafika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara70 Dia vaky nandositra ny miaramila rehetra mpomba an’i Jônatàna; tsy nisy nijanona afa-tsy i Matatià zanakalahin’i Absalôma ary koa i Joda zanakalahin’i Kalfỳ, samy jeneralin-tafika. Jereo ny toko |