Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:7 - Baiboly Katolika7 Nanatitra ny mpanjaka hatreo amin’ny ony atao hoe Eleotera i Jônatasy, vao niverina ho any Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Nanatitra ny mpanjaka hatreo amin’ny ony atao hoe Eleotera i Jônatàna, vao niverina ho any Jerosalema. Jereo ny toko |