Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:68 - Baiboly Katolika68 Ary indreo ny miaramila hafa firenena tamy hitsena azy teo amin’ny tany lemaka, sady nandefa otrika ao an-tendrombohitra hamely azy, ary nandroso hamantana hanehatra azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara68 Ary indreo ny miaramila hafa firenena tamy hitsena azy teo amin’io lemaka io, sady nandefa otrika teo an-tendrombohitra hamelezana an’i Jônatàna. Ny ankamaroan’ny fahavalo no nandroso hanehatra azy teo anoloana; Jereo ny toko |