Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 11:67 - Baiboly Katolika

67 I Jônatasy sy ny tafika kosa nitoby teo amin’ny ranon’i Jenesara; ny ampitso vao maraina koa, dia niditra ny tany lemak’i Asora izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

67 I Jônatàna sy ny tafiny kosa nitoby teo akaikin’ny farihin’i Genesareta. Ny ampitso vao maraina no nidirany tao amin’ny lemak’i Hatsôra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 11:67
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra