Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 11:66 - Baiboly Katolika66 Nangata-pihavanana taminy ny nafahirano ka nekeny fa nasainy nivoaka ny tanàna, dia noraisiny ho azy ny tanàna sy nametrahany miaramila mpiandry tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara66 Nangata-pihavanana taminy ny voafahirano ka nekeny; saingy nasainy nivoaka ny tanàna ireo, dia noraisiny ho azy i Bety-Tsoro ka nametrahany andia-miaramila. Jereo ny toko |